Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

1 Samoela 17:51 Malagasy Bible (MG1865)

Dia nihazakazaka Davida ka nitsangana teo anilan'ilay Filistina, dia nalainy ny sabatr'ilehio ka notsoahany tamin'ny tranony, dia namonoany azy, sy nanapahany ny lohany. Ary nony hitan'ny Filistina fa maty ilay lehilahy maheriny, dia vaky nandositra izy.

Vakio ny toko manontolo 1 Samoela 17

Jereo 1 Samoela 17:51 amin'ny teny manodidina.