Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

1 Samoela 15:3 Malagasy Bible (MG1865)

Koa mandehana ankehitriny, ka mameleza ny Amalekita, ary aringano izay rehetra mety ho azy, ka aza asiana miangana, fa vonoy avokoa, na lahy na vavy, na ankizy madinika, na zaza minono, na omby, na ondry aman'osy, na rameva, na boriky.

Vakio ny toko manontolo 1 Samoela 15

Jereo 1 Samoela 15:3 amin'ny teny manodidina.