Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

1 Samoela 15:2 Malagasy Bible (MG1865)

Izao no lazain'i Jehovah, Tompon'ny maro: Hovaliako izay nataon'ny Amalekita tamin'ny Isiraely, dia ny nanotrehany azy tany an-dalana, fony izy niakatra avy tany Egypta.

Vakio ny toko manontolo 1 Samoela 15

Jereo 1 Samoela 15:2 amin'ny teny manodidina.