Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

1 Samoela 15:22 Malagasy Bible (MG1865)

Fa hoy Samoela: Sitrak'i Jehovah moa ny fanatitra dorana sy ny fanatitra hafa alatsa-drà mihoatra noho ny mihaino ny feon'i Jehovah? He! ny manafaka no tsara noho ny fanatitra, ary ny mihaino no tsara noho ny saboran'ondrilahy.

Vakio ny toko manontolo 1 Samoela 15

Jereo 1 Samoela 15:22 amin'ny teny manodidina.