Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

1 Samoela 14:48 Malagasy Bible (MG1865)

Ary namory miaramila izy, dia namely ny Amalekita ka namonjy ny Isiraely tamin'ny tànan'izay namaboazy.

Vakio ny toko manontolo 1 Samoela 14

Jereo 1 Samoela 14:48 amin'ny teny manodidina.