Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

1 Samoela 13:22 Malagasy Bible (MG1865)

Ary tamin'ny andro niadiana dia tsy nisy sabatra na lefona hita teny an-tànan'ny vahoaka rehetra izay eo amin'i Saoly sy Jonatana; fa tamin'i Saoly sy Jonatana zanany ihany no nisy.

Vakio ny toko manontolo 1 Samoela 13

Jereo 1 Samoela 13:22 amin'ny teny manodidina.