Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

1 Samoela 12:24-25 Malagasy Bible (MG1865)

24. Kanefa matahora an'i Jehovah ianareo, ka manompoa Azy marina amin'ny fonareo rehetra; fa eritrereto izao zavatra lehibe nataony ho anareo izao.

25. Fa raha mbola manao ratsy ihany ianareo, dia haringana ianareo sy ny mpanjakanareo koa.

Vakio ny toko manontolo 1 Samoela 12