Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

1 Samoela 12:24 Malagasy Bible (MG1865)

Kanefa matahora an'i Jehovah ianareo, ka manompoa Azy marina amin'ny fonareo rehetra; fa eritrereto izao zavatra lehibe nataony ho anareo izao.

Vakio ny toko manontolo 1 Samoela 12

Jereo 1 Samoela 12:24 amin'ny teny manodidina.