Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

1 Samoela 11:12 Malagasy Bible (MG1865)

Ary hoy ny vahoaka tamin'i Samoela: Iza moa no nanao hoe: Saoly va no hanjaka aminay? Atolory ireny olona ireny hataonay maty.

Vakio ny toko manontolo 1 Samoela 11

Jereo 1 Samoela 11:12 amin'ny teny manodidina.