Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

1 Samoela 11:11 Malagasy Bible (MG1865)

Ary nony maraina, dia nozarain'i Saoly ho telo toko ny olona, ka tonga teo amin'ny toby tamin'ny fiambenana maraina izy ary namely ny Amonita mandra-pahafampanan'ny andro; koa izay sisa dia niely patrana, ka tsy nisy olona tafaraka na dia hatramin'ny roa aza.

Vakio ny toko manontolo 1 Samoela 11

Jereo 1 Samoela 11:11 amin'ny teny manodidina.