Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

1 Samoela 10:11 Malagasy Bible (MG1865)

Ary nony hitan'izay rehetra nahalala azy hatramin'ny taloha fa, indro, maminany eo amin'ny mpaminany izy, dia nifampilaza ny olona ka nanao hoe: Inona izao tonga amin'ny zanak'i Kisy izao? Saoly koa va mba isan'ny mpaminany?

Vakio ny toko manontolo 1 Samoela 10

Jereo 1 Samoela 10:11 amin'ny teny manodidina.