Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

1 Samoela 10:10 Malagasy Bible (MG1865)

Ary rehefa tonga tany Gibea, izy indro, ny mpaminany maro irai-dia nifanena taminy; dia nilatsaka tamin'i Saoly ny Fanahin'Andriamanitra, ka naminany teo aminy izy.

Vakio ny toko manontolo 1 Samoela 10

Jereo 1 Samoela 10:10 amin'ny teny manodidina.