Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

1 Mpanjaka 8:47 Malagasy Bible (MG1865)

ary mahatsiaro any amin'ny tanin'ireo namabo azy ireo izy, ka mibebaka sy mifona aminao any amin'ny tany izay nitondrany azy ho babo ary manao hoe: Efa nanota izahay sady efa nanao meloka sy efa nanao ratsy.

Vakio ny toko manontolo 1 Mpanjaka 8

Jereo 1 Mpanjaka 8:47 amin'ny teny manodidina.