Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

1 Mpanjaka 8:46 Malagasy Bible (MG1865)

Raha manota aminao izy (fa tsy misy olombelona tsy manota), ka tezitra aminy Hianao ary manolotra azy eo anoloan'ny fahavalony, ka dia ho entin'ny mpamabo ho babo any amin'ny tanin'ny fahavalo izy, na ho lavitra na ho akaiky.

Vakio ny toko manontolo 1 Mpanjaka 8

Jereo 1 Mpanjaka 8:46 amin'ny teny manodidina.