Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

1 Mpanjaka 8:4 Malagasy Bible (MG1865)

ary dia nampakariny ny fiaran'i Jehovah sy ny trano-lay fihaonana mbamin'ny fanaka masina rehetra izay tao amin'ny lay. Nampakarin'ny mpisorona sy ny Levita ireo zavatra ireo.

Vakio ny toko manontolo 1 Mpanjaka 8

Jereo 1 Mpanjaka 8:4 amin'ny teny manodidina.