Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

1 Mpanjaka 8:27 Malagasy Bible (MG1865)

Andriamanitra va dia honina etỳ an-tany tokoa? He! ny lanitra, ary ny lanitry ny lanitra aza tsy omby Anao, koa mainka fa ity trano nataoko ity!

Vakio ny toko manontolo 1 Mpanjaka 8

Jereo 1 Mpanjaka 8:27 amin'ny teny manodidina.