Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

1 Mpanjaka 8:2 Malagasy Bible (MG1865)

Dia nivory ho any amin'i Solomona mpanjaka ny lehilahy rehetra amin'ny Isiraely tamin'ny andro firavoravoana tamin'ny volana Etanima (volana fahafito izany).

Vakio ny toko manontolo 1 Mpanjaka 8

Jereo 1 Mpanjaka 8:2 amin'ny teny manodidina.