Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

1 Mpanjaka 8:1 Malagasy Bible (MG1865)

Ary tamin'izany Solomona mpanjaka dia namory ny loholon'ny Isiraely sy ny lohan'ny firenena rehetra, dia ny lohan'ny fianakaviana tamin'ny Zanak'Isiraely, ho ao aminy tany Jerosalema mba hampakatra ny fiaran'ny faneken'i Jehovah avy ao Ziona. Tanànan'i Davida.

Vakio ny toko manontolo 1 Mpanjaka 8

Jereo 1 Mpanjaka 8:1 amin'ny teny manodidina.