Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

1 Mpanjaka 3:12 Malagasy Bible (MG1865)

dia, indro, efa nanao araka ny teninao Aho, ka indro, efa nanome anao saina hendry sady mahiratra, ka tsy nisy tahaka anao ny teo alohanao, ary tsy hisy ho tahaka anao ny ato aorianao.

Vakio ny toko manontolo 1 Mpanjaka 3

Jereo 1 Mpanjaka 3:12 amin'ny teny manodidina.