Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

1 Mpanjaka 3:11 Malagasy Bible (MG1865)

ka dia hoy Andriamanitra taminy: Satria nangataka izany zavatra izany ianao, fa tsy ny ho ela velona, na harena, na ny ain'ny fahavalonao, fa fahaizana hitsara no nangatahinao,

Vakio ny toko manontolo 1 Mpanjaka 3

Jereo 1 Mpanjaka 3:11 amin'ny teny manodidina.