Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

1 Mpanjaka 22:52 Malagasy Bible (MG1865)

Ahazia, zanak'i Ahaba, vao nanjaka tamin'ny Isiraely tao Samaria tamin'ny taona fahafito ambin'ny folo nanjakan'i Josafata, mpanjakan'ny Joda; ary nanjaka roa taona tamin'ny Isiraely izy.

Vakio ny toko manontolo 1 Mpanjaka 22

Jereo 1 Mpanjaka 22:52 amin'ny teny manodidina.