Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

1 Mpanjaka 22:51 Malagasy Bible (MG1865)

Ary Josafata lasa nodi-mandry any amin'ny razany, dia nalevina tao amin'ny razany tao an-Tanànan'i Davida rainy izy; ary Jehorama zanany no nanjaka nandimby azy.

Vakio ny toko manontolo 1 Mpanjaka 22

Jereo 1 Mpanjaka 22:51 amin'ny teny manodidina.