Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

1 Mpanjaka 21:21 Malagasy Bible (MG1865)

Indro, hahatonga loza aminao Aho ka handringana ny taranakao, ary ho fongotra ny lehilahy rehetra amin'ny taranak'i Ahaba, na ny voahazona na ny afaka amin'ny Isiraely.

Vakio ny toko manontolo 1 Mpanjaka 21

Jereo 1 Mpanjaka 21:21 amin'ny teny manodidina.