Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

1 Mpanjaka 21:20 Malagasy Bible (MG1865)

Ary hoy Ahaba tamin'i Elia: Azonao va aho, ry ilay fahavaloko? Ary Elia namaly hoe: Azoko ianao, satria ianao efa nivaro-tena hanao izay ratsy eo imason'i Jehovah.

Vakio ny toko manontolo 1 Mpanjaka 21

Jereo 1 Mpanjaka 21:20 amin'ny teny manodidina.