Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

1 Mpanjaka 21:16 Malagasy Bible (MG1865)

Ary rehefa ren'i Ahaba fa efa maty Nabota, dia niainga izy ka nidina nankany amin'ny tanim-boalobok'i Nabota Jezirelita mba haka ny tany ho azy.

Vakio ny toko manontolo 1 Mpanjaka 21

Jereo 1 Mpanjaka 21:16 amin'ny teny manodidina.