Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

1 Mpanjaka 21:15 Malagasy Bible (MG1865)

Ary rehefa ren'i Jezebela fa voatora-bato Nabota ka maty, dia hoy izy tamin'i Ahaba: Mitsangàna, ka alao ho anao ny tanim-boalobok'i Nabota Jezirelita, izay tsy foiny ho namidy taminao; fa tsy velona intsony Nabota fa efa maty.

Vakio ny toko manontolo 1 Mpanjaka 21

Jereo 1 Mpanjaka 21:15 amin'ny teny manodidina.