Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

1 Mpanjaka 21:11 Malagasy Bible (MG1865)

Ary ny olona tao an-tanànany, dia ny loholona sy ny manan-kaja izay nonina tao, nanao araka izay nanirahan'i Jezebela tany aminy, dia ilay voasoratra ao amin'ny taratasy izay nampitondrainy tany aminy.

Vakio ny toko manontolo 1 Mpanjaka 21

Jereo 1 Mpanjaka 21:11 amin'ny teny manodidina.