Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

1 Mpanjaka 20:6 Malagasy Bible (MG1865)

koa raha maniraka ny mpanompoko ho atỳ aminao aho rahampitso toy izao, ka savany ny tranonao sy ny tranon'ny mpanomponao, dia horaisin'ny tànany sy ho entiny avokoa izay rehetra mahafinaritra ny masonao na inona na inona.

Vakio ny toko manontolo 1 Mpanjaka 20

Jereo 1 Mpanjaka 20:6 amin'ny teny manodidina.