Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

1 Mpanjaka 20:5 Malagasy Bible (MG1865)

Dia niverina indray ny iraka ka nanao hoe: Izao no tenin'i Beni-hadada: Naniraka tatỳ aminao aho nanao hoe: Ny volafotsinao sy ny volamenanao ary ny vadinao aman-janakao dia omeo ahy;

Vakio ny toko manontolo 1 Mpanjaka 20

Jereo 1 Mpanjaka 20:5 amin'ny teny manodidina.