Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

1 Mpanjaka 20:31 Malagasy Bible (MG1865)

Fa hoy ny mpanompony taminy: Indro, efa renay fa mpanjaka mamindra fo ireo mpanjakan'ny taranak'Isiraely. Koa masìna ianao, avelao hosikinanay lamba fisaonana ny valahanay, ary hasianay mahazaka ny lohanay, dia hankany amin'ny mpanjakan'ny Isiraely izahay; angamba hovelominy ny ainao.

Vakio ny toko manontolo 1 Mpanjaka 20

Jereo 1 Mpanjaka 20:31 amin'ny teny manodidina.