Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

1 Mpanjaka 20:30 Malagasy Bible (MG1865)

Fa ny sisa dia nandositra nankany an-tanàna Afeka; nefa nianjeran'ny manda ireny olona sisa ireny, ary fito arivo amby roa alina no isany. Ary Beni-hadada nandositra nankany an-tanàna ka niditra tao amin'ny efi-trano anatiny.

Vakio ny toko manontolo 1 Mpanjaka 20

Jereo 1 Mpanjaka 20:30 amin'ny teny manodidina.