Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

1 Mpanjaka 20:20 Malagasy Bible (MG1865)

Ary samy nahafaty olona iray avy izy rehetra; dia vaky nandositra ny Syriana, ka nenjehin'ny Isiraely; ary Beni-hadada, mpanjakan'i Syria, nandositra an-tsoavaly mbamin'ny mpitaingin-tsoavaly sasany koa.

Vakio ny toko manontolo 1 Mpanjaka 20

Jereo 1 Mpanjaka 20:20 amin'ny teny manodidina.