Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

1 Mpanjaka 2:34 Malagasy Bible (MG1865)

Dia niakatra Benaia, zanak'i Joiada, ka namely azy ho faty; ary nalevina tao amin'ny fonenany tany an-efitra izy.

Vakio ny toko manontolo 1 Mpanjaka 2

Jereo 1 Mpanjaka 2:34 amin'ny teny manodidina.