Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

1 Mpanjaka 2:33 Malagasy Bible (MG1865)

Eny, ny ran'izy roa lahy ireo hitsingerina amin'ny lohan'i Joaba sy ny lohan'ny taranany mandrakizay; fa amin'i Davida sy ny taranany sy ny mpianakaviny ary amin'ny seza fiandrianany kosa dia hisy fiadanana mandrakizay avy amin'i Jehovah.

Vakio ny toko manontolo 1 Mpanjaka 2

Jereo 1 Mpanjaka 2:33 amin'ny teny manodidina.