Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

1 Mpanjaka 2:30 Malagasy Bible (MG1865)

Ary Benaia tonga tao amin'ny tranolain'i Jehovah ka nanao tamin'i Joaba hoe: Izao no lazain'ny mpanjaka: Mivoaha ianao. Fa hoy izy: Tsia, fa eto ihany aho no ho faty. Ary Benaia nitondra teny tany amin'ny mpanjaka indray hoe: Izany no lazain'i Joaba, ary izany no navaliny ahy.

Vakio ny toko manontolo 1 Mpanjaka 2

Jereo 1 Mpanjaka 2:30 amin'ny teny manodidina.