Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

1 Mpanjaka 2:29 Malagasy Bible (MG1865)

Ary nambara tamin'i Solomona mpanjaka fa Joaba efa lasa nandositra ho ao amin'ny trano-lain'i Jehovah, ka, indro, eo anilan'ny alitara izy. Dia nirahin'i Solomona Benaia, zanak'i Joiada, ka nilazany hoe: Andeha, asio izy.

Vakio ny toko manontolo 1 Mpanjaka 2

Jereo 1 Mpanjaka 2:29 amin'ny teny manodidina.