Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

1 Mpanjaka 2:23 Malagasy Bible (MG1865)

Ary Solomona mpanjaka dia nianiana tamin'i Jehovah hoe: Hataon'Andriamanitra amiko anie izany, eny, mihoatra noho izany aza, raha tsy hatao maty Adonia noho ny nanaovany izany teny izany.

Vakio ny toko manontolo 1 Mpanjaka 2

Jereo 1 Mpanjaka 2:23 amin'ny teny manodidina.