Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

1 Mpanjaka 2:22 Malagasy Bible (MG1865)

Fa Solomona mpanjaka namaly ka nanao tamin-dreniny hoe: Nahoana ianao no mangataka an'i Abisaga Sonemita ho an'i Adonia; angataho ho azy koa ary ny fanjakana, fa izy no zokiko, dia ho azy sy Abiatara mpisorona ary ho an'i Joaba, zanak'i Zeroia.

Vakio ny toko manontolo 1 Mpanjaka 2

Jereo 1 Mpanjaka 2:22 amin'ny teny manodidina.