Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

1 Mpanjaka 18:36 Malagasy Bible (MG1865)

Ary nony tamin'ny fotoan'ny fanatitra hariva dia nanatona Elia mpaminany ka nanao hoe: Jehovah ô. Andriamanitr'i Abrahama sy Isaka ary Isiraely, aoka ho fantatra anio fa Hianao no Andriamanitra amin'ny Isiraely, ary izaho no mpanomponao, ary araka ny teninao no efa nanaovako izao zavatra izao.

Vakio ny toko manontolo 1 Mpanjaka 18

Jereo 1 Mpanjaka 18:36 amin'ny teny manodidina.