Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

1 Mpanjaka 18:35 Malagasy Bible (MG1865)

Ary ny rano nikorotsaka nanodidina ny alitara; ka nofenoiny rano koa ny hady kely.

Vakio ny toko manontolo 1 Mpanjaka 18

Jereo 1 Mpanjaka 18:35 amin'ny teny manodidina.