Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

1 Mpanjaka 17:1 Malagasy Bible (MG1865)

Ary Elia Tisbita, isan'ny nivahiny tany Gileada, nilaza tamin'i Ahaba hoe: Raha velona koa Jehovah, Andriamanitry ny Isiraely, Izay itsanganako eo anatrehany, dia tsy hisy ando na ranonorana akory amin'izao taona izao, raha tsy araka ny teniko ihany.

Vakio ny toko manontolo 1 Mpanjaka 17

Jereo 1 Mpanjaka 17:1 amin'ny teny manodidina.