Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

1 Mpanjaka 16:16 Malagasy Bible (MG1865)

Ary ny olona izay nitoby teo dia nandre hoe: Efa nikomy Zimry sady efa namono ny mpanjaka koa; ary ny Isiraely rehetra tany an-tobiny nampanjaka an'i Omry, komandin'ny miaramila, androtrizay ihany ho mpanjakan'ny Isiraely.

Vakio ny toko manontolo 1 Mpanjaka 16

Jereo 1 Mpanjaka 16:16 amin'ny teny manodidina.