Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

1 Mpanjaka 14:14 Malagasy Bible (MG1865)

Ary Jehovah hanangana mpanjaka ho an'ny Isiraely izay handringana ny taranak'i Jeroboama amin'izany andro izany; fa rahoviana ange izany? Izao ankehitriny izao ihany.

Vakio ny toko manontolo 1 Mpanjaka 14

Jereo 1 Mpanjaka 14:14 amin'ny teny manodidina.