Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

1 Mpanjaka 14:11 Malagasy Bible (MG1865)

Koa izay tamingan'i Jeroboama maty ao an-tanàna dia hohanin'ny alika; ary izay maty any an-tsaha dia hohanin'ny voro-manidina; fa Jehovah no efa niteny.

Vakio ny toko manontolo 1 Mpanjaka 14

Jereo 1 Mpanjaka 14:11 amin'ny teny manodidina.