Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

1 Mpanjaka 14:10 Malagasy Bible (MG1865)

koa noho izany dia, indro, hahatonga loza amin'ny taranak'i Jeroboama Aho ka handringana izay lehilahy rehetra amin'ny tamingan'i Jeroboama, na ny voahazona na ny afaka amin'ny Isiraely, ary hanaisotra ny sisa amin'ny taranak'i Jeroboama Aho, toy ny fanaisotry ny olona ny diky ambara-paha-tsy hisy intsony.

Vakio ny toko manontolo 1 Mpanjaka 14

Jereo 1 Mpanjaka 14:10 amin'ny teny manodidina.