Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

1 Mpanjaka 13:5 Malagasy Bible (MG1865)

Dia nitresaka koa ny alitara, ka nikorotsaka ny lavenona teo amboniny, araka ny fahagagana Izay nasehon'ilay lehilahin'Andriamanitra noho ny tenin'i Jehovah.

Vakio ny toko manontolo 1 Mpanjaka 13

Jereo 1 Mpanjaka 13:5 amin'ny teny manodidina.