Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

1 Mpanjaka 13:4 Malagasy Bible (MG1865)

Ary nony ren'i Jeroboama mpanjaka ny tenin'ny lehilahin'Andriamanitra izay niantso ny alitara tao Betela, dia naninjitra ny tànany niala tamin'ny alitara izy ka nanao hoe: Hazony ilehio. Dia maty iny tànany nahinjiny nanondro azy iny ka tsy azony noketrahina intsony.

Vakio ny toko manontolo 1 Mpanjaka 13

Jereo 1 Mpanjaka 13:4 amin'ny teny manodidina.