Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

1 Mpanjaka 11:38 Malagasy Bible (MG1865)

Ary raha mihaino izay rehetra andidiako anao ianao ka mandeha amin'ny lalako ary manao izay mahitsy eo imasoko ka mitandrina ny didiko sy ny lalàko tahaka izay nataon'i Davida mpanompoko, dia ho aminao Aho ka hampaharitra ny taranakao, tahaka izay nataoko ho an'i Davida, ary homeko anao ny Isiraely.

Vakio ny toko manontolo 1 Mpanjaka 11

Jereo 1 Mpanjaka 11:38 amin'ny teny manodidina.