Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

1 Mpanjaka 10:13 Malagasy Bible (MG1865)

Ary Solomona mpanjaka nanome ny mpanjakavavin'i Sheba kosa izay rehetra niriny, na inona na inona nangatahiny, afa-tsy izay nomeny azy araka ny fanomen'i Solomona mpanjaka; ka dia niverina izy, ary lasa nody tany amin'ny taniny izy mbamin'ny mpanompony.

Vakio ny toko manontolo 1 Mpanjaka 10

Jereo 1 Mpanjaka 10:13 amin'ny teny manodidina.