Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

1 Mpanjaka 10:12 Malagasy Bible (MG1865)

Ary ny hazo almoga dia nataon'ny mpanjaka arofanina tamin'ny tranon'i Jehovah sy ny lapan'andriana ary nataony lokanga sy valiha ho an'ny mpihira kosa; tsy nisy hazo almoga tonga tany na hita toy izany intsony mandraka androany.

Vakio ny toko manontolo 1 Mpanjaka 10

Jereo 1 Mpanjaka 10:12 amin'ny teny manodidina.